Dikan'ny teny : tondrahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tondraka) mt, ih. na mt. pdr. (tondrahy): Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy ny voninkazontsika, anaka. ? h. i.: Enti-milaza izay rehetra rarahana rano na ranon-javatra: Notondrahany divay ny trondro dia nohaniny tamim-pankasitrahana erg. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel