Dikan'ny teny : tondraka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. : Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka. ? Misy be dia be: Tondraka ny paiso 0o an-tsena. • a) Fampidirana rano amin'ny tany fambolena na fandrarahana rano amin'ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin'ny volin'olona. - t.i.f.: Tondrahana, atondraka, voatondraka, tafatondraka / manondraka, fanondraka, mpanondraka f anondrahana, fanondrahana j mitondraka, fitondraka, mpitondraka I itondrahana, fitondrahana j mahatondraka f tondratondraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel