Dikan'ny teny : tondritra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tondrotra a.: Fivonkonan'ny lamosina rehefa mipetraka ka toa tafahoatra mivoaka any ivelany ny fipetrahana; fandrosoan'ny zavatra na fitataovany mankany ivelany. - t.i.f•: Tondritina na tondrotana, atondritra na atondrotra, voatondritra, tafatondritra j manondritra na manondrotra, fanondritra, mpanondritra j anondritana, fanondritana / mifanondritra / mitondritra, fitondritra I mahatondritra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel