Dikan'ny teny : tondro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanondro: Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe no atao hoe Tondro. 1 Fanondroana: Mahasosotra ahy loatra izay tondro molotra nanaouany ahy izay. 1 t.i.f.: Tondroina, atondro, voatondro, tafatondro j manondro, fanondro, mpanondro / anondroana, fanondroana I mahatondro. • F.-p.: Resy tondro-maso: tsy manana olona mpanohana intsony fa ny ray sy ny reny efa maty na tsy tia. / Tondro miandra reny: zaza na 'zandry miantehitra lava amin-dray aman-dreniny na ny zokiny ka tsy manao ny anjara adidiny. / Tondro mi-la zara: zazavavy miseho ho mazoto mba hahazoany vady. / Tondro molotra: fanondroana olona amin'ny molotra, izay mazàna fihetsika enti-maneso na miam-Panga. / Mahalaia tondro: ilazana ny rano hafanaina rehefa manomboka hafana; matimaty; afa-dranom-p ana-la. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel