Dikan'ny teny : tondroina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tondro) mt. ih. (tondroy): Amhara amin'ny fanondro, na ilay olona na zavatra, na ny misy azy: Notondroina fotsiny Rakoto dia nangouitra nihararetra. / Tondroy azy ny auaratra. • Atoro, lazaina: Notondroin' ny fokonolona ho mpangalatra izy ka natolotra ny fanjakana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel