Dikan'ny teny : tonery

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra lanjaina amin'ny hazo sahala amin'ny tehina ka ny ilan'ny hazo ao an-damosina ihany no misy entama fa ny eo anoloana tsindrian'ny tanana fotsiny. ? F.-p.: An-tonery: fomba itondrana zavatra amin'ny hazo tahaka ny voalaza etsy ambony: Ny filanja an-tonery ihany no atao hoe filanja an-kila bao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel