Dikan'ny teny : tongavina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tonga) mt. ih. (tongauy na tongavo): Entimilaza, rehefa miady varotra zavatra, ny vidiny izay tian' ny mpivarotra hotratrarina: Ariary valo no sahiko — Tongauy ariary folo re! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel