Dikan'ny teny : tongilana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t: Tsy mipetraka marina tsara ka mirona amin' ny ilany iray. • h.o,: Voatarika amin'ny ratsy, miangatra. - t.i.f.: Tongilanina, atongilana, voatongilana, tafatongilana / manongilana, fanongilana, mpanongilana / anongilanana, fanongilanana J manatongilana / mitongilana, fitongilana, mpitongilana / mahatongilana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel