Dikan'ny teny : tongo-dovia

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fomba fijoro amin'ny tongotra an'ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-douia. * Fiten.: Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaouana tongo-dovia: (jar. Malama). ΒΆ M. h.: Manao tongo-dovia, manao gisalahy maty vady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel