Dikan'ny teny : tongoa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra mitaingina eo ambonin'ny tena izy. ? Teny nilazana ny trafon'omby fahiny. 1 Tatao na fanampy. 1 Teny fanafohezana ny hoe: "Tongoamihonkona" (jer. io teny io). - t.i.f.: Tongoavana, tongoavina, atongoa, voatongoa, tafatongoa / manongoa, fanongoa, mpanongoa J anongoavana, fanongoavana / mifanongoa / mitongoa, fitongoa, mpitongoa J itongoavana, fitongoavana / mahatongoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel