Dikan'ny teny : tongoamihonkona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.:Tenyenti-milaza ny vodihena, ny isam-pangady, ny hasina, ny, variraiventy isan'olo-miaina, ny haren'ny maty momba, izay tongoa na fanampin'ny efa an'ny fanjakana tsy azo avala, ka tsy maintsy aloa fa voahonkona na vita mafy tsy azo sarahina amin'ny fanjakana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel