Dikan'ny teny : tongobolo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitoeram-paraky (avy amin'ny teny hoe: tongotra sy volo satria tamin'ny tongotra na vodin' ny volo — karazana volotsangana — no nanaovana azy taloha). - F.-p.: Tongobolo tampenam-bava: enti-milaza olona tsy avala hilaza ny heviny na izay tiany holazaina fa tsentsenana avy hatrany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel