Dikan'ny teny : tongolo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan'anana maherihery fofona fanao fangaron-daoka ka manome tsiro tsara somary masiatsiaka; misy karazany maro ny tongolo: tongolo lay na tongolo gasy na tongolo ejipta, tongolobe na tongolo vazaha, tongolo maltso na tongolo raviny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel