Dikan'ny teny : tonjina

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Sasatra, valaka. 1 Enti-milaza olona mitolatola, miraidraika rehefa mandeha, na mialoha miaoriana izany, na miankavia miankavanana. - t.i.f.: Tonjenana, atonjina, voatonjina, tafatonjina / manonjina, fanonjina, mpanonjina / anonjenana, fanonjenana / mitonjina, fitonjina, mpitonjina / itonjenana, fitonjenana / mahatonjina / tonjintonjina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel