Dikan'ny teny : tono

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tonotono a.: Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin'ny afo: Tia tonotono io zaza io. • Ilay zavatra atao- ao anaty lel'afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga. - t.i.f.: Atono, voatono / mitono, fitono, mpitono / itonoana, fitonoana / mahatono / tonotono. - F.-p.: Tono auadika: entimilaza ny zavatra izay avadika mba ho azon'ny afo tsara amin'ny lafiny rehetra. / Tono hoboka: enti-mllazafànafenana na fitanana taiambaratelo. J Tono Itana: fanaovana izay hahamasaka vetivety ny sakafo. / Tonombilan y: ny fandrahoana ny fadinkena avy amin'ny omby nisaorana, ka niarahan'ny mpanjaka nihinana tamin'ny fianakaviany tamin'ny andro fandroana. * Ohab.: Ny ankizy no tia tsapa fatana, ny ray amandreny no tia tonotono: entimilaza ny toetran'ny lehibe izay tsy miafina amin'ny ankizy ka mazàna no alainy tahaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel