Dikan'ny teny : tonona

Hampiditra dikany vaovao
1 (na Tonina indraindray) a.: Faritra mampisaraka ny vaniny na ny famavany anankiroa: Tapaho tsara eo amin'ny tonony ity fary ity. / Misy tonony roa mamoritra ny vaniny anankiray. 1 t.i.f.: Tononana. - F.-p,: Tonon'andro: vintanĂ¢ araka ny andro ahaterahana. / Tonon'andro tsy maha-lehilahy: enti-milaza fa na iza na iza rehefa sendra ny tonon'andro na vintan-dratsy tsy afa-manoatra. / Tonon-taona: fitsingerenan'ny tanna amin'ny fandroana tamin'ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin'andro Inhibe amin'ny tanna, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena. J Miki tonony: manao izay hiadiana amin'ny zavatra tsy toy inona, mitsongo teny sy mila vaniny. J Tonom-poly hihaha: antony hisarahana. / Mi-la tonom-poly hihaha: mitady antony hisarahana. J Tsy misy fanon y: vita ratsy, tsy tsara voatra. >t Fiten.: Enna ante ianao ka hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny: firariana fahombiazana antsakany sy an-davany. Ahitsio
2 a.: Famoahana teny amin'ny feo: Ataouy tsara tonona ny teny fa aza ngonongononina fotsiny. - t.i.f.: Tononina, voatonona / manonona, fanonona, mpanonona / anononana, fanononana / mahatonona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel