Dikan'ny teny : tononina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tonona) mt. ih. (tonony): Ambara amin'ny feo: Tsy hain'io zaza io tononina ny teny hoe tsangambava. 1 Lazaina: Notononiny ny anaran-drainy. • F.-p.: Tsy tambo hotononina: be dia be tsy ary holazaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel