Dikan'ny teny : tononkalo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Asa soratra misy sarin-teny sy aingam-panahy, vita amin'ny teny mirindra, izay matetika miady roa ny tonom-peon'ny faran'andalany, na mifanararakaraka izany na mifanelanelana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel