Dikan'ny teny : tontolo

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy mivaky, tsy nahafahana: Indray andro tontolo. 1 Rehetra tsy misy avaka: Midera an'Andriamanitra ny tany tontolo raha vao maraina. - t.i.f.: Manontolo. - F.-p.: Izao tontolo izao: ny fitambaran'ny zavatra rehetra misy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel