Dikan'ny teny : tontonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tontona) mt. pdr. (ton tony): Asiana, darofana: Notontonany teny maharary aho ka lasa tsy tamana. 1 Ampiana: Notontonany ariary foin ny volako nividianako ity boky ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel