Dikan'ny teny : tony

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Maotona tsy misy rivotra: Andro tony. 1 Man-dry, tsy mihetsi-mahery: Ranomasina tony. 1 h.o.: Milamina, miadana rehefa avy nijaly na nitebitéby: Efa tony ny sainy hatramin'ny nandrenesany fa tsy anisan' ny niharan-doza ny zanany. - t.i.f.: Tonena, atony, voatony, tafatony / manony, fanony, mpanony / anonena, fanonena / mitony, fitony / mampitony / mahatony / tonitony / tonitonena, voatonitony f manonitony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel