Dikan'ny teny : topatopa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza ny fihetsiketsiky ny rano mova tsy ny mitobatobaka na mikapokapoka, indrindra rehefa midona amin'ny sisin' ny morona. - t.i.f.: Atopatopa, voatopatopa / manatopatopa, fanatopatopa, mpanatopatopa / anatopatopana, fanatopatopana / manopatopa / mitopatopa, fitopatopa, mpitopatopa / itopatopana, fitopatopana / mahatopatopa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel