Dikan'ny teny : topazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (topy) mt, pdr, (topazo): Jerena kely miserana (arahin' ny teny "maso" mandrakariva izy io rehefa ampiasaina): Ohatra ny ranomasina midadasika no fijery io tany lemaka io rehefa topaza-maso. 1 Tsipazana, andefasana (rano, lefona): Notopazany rano tamin'ny tavy ny zanako nandalo teo antokotaniny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel