Dikan'ny teny : topy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fijerena kely miserana. / Fandefasana rano, lefona hiantoraka. - t.i.f.: Topazana, atopy, voatopy / manopy, fanopy, mpanopy / anopazana, fanopazana / mitopy, fitopy, mpitopy / itopazana, fitopazana / miantopy / mahatopy / topitopy. - F.-p.: Topy maso: fijerena miserana ihany. J Indray mitopy maso: fotoana ijerena miserana indray maka monja (vetivety fotsfny). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel