Dikan'ny teny : torana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy mahatsiaro tena vetivety ka sady tsy mahare na inona na inona no tsy afa-manetsika ny te-na: Torana izy raha vao nahare ny nahafatesan-drainy. ? h.o.: Enti-milaza voankazo tanora dia tanora, mbola manta: Paiso uao torana. - t.i.f.: Toranina, voatorana / manorana, fanorana, mpanorana J anoranana, fanoranana / mahatorana J torantorana / hatoranana J fahatoranana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel