Dikan'ny teny : toranina

Hampiditra dikany vaovao
1 (torana) mt. ih. (torano): Atao izay hahatorana azy, izany hoe: tsy handrenesany maharary: Notoranina izy tamin'ny nandidiana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel