Dikan'ny teny : torebina

Hampiditra dikany vaovao
1 Torebiny (angl. treble) a.: Amin'ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin'ny railovy ny torebiny malefaka; ampian'ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka. (Rabenjamina Androvakely) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel