Dikan'ny teny : toreo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feom-borona mitaraindraina; feo mampahonena; fiangaviana fatratra; hataka arahim-pitaraindrainana. - t.i.f.: Atoreo, tafatoreo 1 mitoreo, fitoreo, mpitoreo J mahatoreo J toreoreo . Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel