Dikan'ny teny : torevaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'izay mipetraka fotsiny tsy manao na inona na inona fa varimbariam-poana eo. - t.i.f.: Atorevaka, tafatorevaka / manatorevaka, fanatorevaka, mpanatorevaka J anatorevahana, fanatorevahana / mitorevaka, fitorevaka, mpitorevaka / itorevahana, fitorevahana I mahatorevaka / torevadrevaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel