Dikan'ny teny : torina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tory) mt. ih. (torio): Ampangaina amin'ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Hotoriko ianao fa nanala baraka ahy. Ahitsio
2 (tory) mt. ih, (torio): Lazaina sy voasana: Hotorina eran'izao tontolo izao ity Evanjely ity. Ahitsio
3 (tory) mt. ih. (torio): Silahina ny tsiratsirany: Torio ity rongony madinika ity. • Didiana atao didy vaventy: Torio io omby io. • Avahana amin'ny tory na soritra: Tokony hotorinao ny tanim-boangahazonao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel