Dikan'ny teny : torisika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famporisihana ny alika hiady na hanaikitra olona. - t.i.f.: Toxisihina, torosihina / atorisika, voatorisika / manatorisika, fanatorisika, mpanatorisika / anatorisihana, fanatorisihana / mampitorisika J ampitorisihina J mahatorisika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel