Dikan'ny teny : toro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, torohevitra. - t.i.f.: Toroana, atoro, voatoro / manoro, fanoro, mpanoro 1 anoroana, fanoroana / mifanoxo / mampanoro / mahatoro /torotoro. Ahitsio
2 p, t.: Voaporitra, voatoto: Toro ny tanako uoakaton'ny varavarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel