Dikan'ny teny : torobosoa

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. tire-bouchon) a.: Karazana rindram-by misy tahony atao fanatsoahana ny bosoa amin'ny vava tavoahangy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel