Dikan'ny teny : toroka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Endrikendrika amin'ny zavatra tsy natao; fiampangana tsy marina. - t.i.f.: Torohina, voatoroka 1 mitoroka, fitoroka, mpitoroka 1 itorohana, fitorohana / mampitoroka J mifampitoroka J mahatoroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel