Dikan'ny teny : torosy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. trusquin) a.: Fiasan'ny mpandrafitra hanatsipihany ny hazo hotsofana na hovankonina mba hitovy halehibe hatrany manaraka ny lavany. ? h.o,: Halehibe, lenta: Mitovy torosy. - t.i.f.: Torosina, atorosy, voatorosy J manatorosy, fanatorosy, mpanatorosy 1 anatorosiana, fanatorosiana J mitorosy, fitorosy, mpitorosy 1 itorosiana, fitorosiana J mahatorosy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel