Dikan'ny teny : torotoro

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Vaky potipotika, montsana: Torotoro ilay tavoahangy nianjera avy eny an-dauarangana. • h.o.: Torotoro ny fahavalo tamin'ny ady. 1 Hontsa dia hontsa: Torotoro ny foko nahita ilay reny niantoraka teo amin'ny zanany tsy niainaintsony. - t.i.f.: Torotoroina, voatorotoro, tinorotoro J manorotoro, fanorotoro, mpanorotoro J anorotoroana, fanorotoroana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel