Dikan'ny teny : torovoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fipetraka miarinarina eo amin'ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin'ny saoka: Mahatsikaiky ny torouok'io rafotsibe io. - t.i.f.: Atorovoka, voatorovoka, tafatorovokal manatorovoka, fanatorovoka, mpanatorovoka 1 anatorovohana, fanatorovohana 1 mitorovoka, fitorovoka, mpitorovoka / itorovor, ana, fitoxovohana / mahatorovoka / torovodrovoka. * Ohab.: Ny torouok'am boa maro mpahalala, fa ny hisafelehan'ny rambony no tsy misy mahafantatra: ilazana fa misy toetran'olona na toejavatra iaraha-mahalala izao, fa ny ho fihetsiny na ho vokany any aorianano tsy misy mahafantatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel