Dikan'ny teny : tosaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Mitobaka any ivelany, miraraka na mihanaka noho ny habetsahany. ? Miparitaka eo am-pahavakiana. ? Tapaka. - t.i.f.: Tosahana, tosahina f atosaka, voatosaka / manosaka, fanosaka, mpanosaka / anosahana, fanosahana / mitosaka, fitosaka / itosahana, fitosahana / mahatosaka f tosatosaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel