Dikan'ny teny : tosidra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanoheran'ny aritera amin'ny fanosehan'ny ra, ka raha mafy tsy mifandanja amin'ny_fonon'ny aritera io fanosehana io dia mety ho tapaka ny lalandra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel