Dikan'ny teny : totofana

Hampiditra dikany vaovao
1 Totorana (tototra) rat. ih. na pdr. (totofy, totory: Enti-milaza lavaka fenoina tany, na zavatra asiana tany na hafa mivangongo mandrakotra azy: Totofy ity hady ity.lTokony hototorana tany ny vody hazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel