Dikan'ny teny : totoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (toto) mt. ih. (totoy): Potipotehina amin'ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Totoina ny uoanjo. ? Kosikosehina amin'ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan'ny hodiny: Totoy ny uarintsika, Rabelohako ity! 1 Asian'ny omby (na biby hafa) amin'ny fisoirany amin'ny tandrony: Nototoin' ny ondralahy ilay zaza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel