Dikan'ny teny : tototra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lauaka ao atsimontrano? 1 Fano, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo. 1 h,o,: Tototry ny alahelo, tototry ny voninahitra, + Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona. - t.i.f.: Totofana, totorana,atototra, voatototra, tinototra, tonototra / manototra, fanototra, mpanototra / anotofana, fanotofana / mitototra, fitototra, mpitototra 1 itotofana, fitotofana 1 mahatototra. Ahitsio
2 a: Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan'ny hozatra. i tif: Totorina, atototra, voatototra / manototra, fanototra, mpanototra / anotorana, fanotorana / mitototra, fitototra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel