Dikan'ny teny : tovana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin'ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin'ny ilana azy: Asio toua-na io tady io fa fohy loatra. ? Kian-teny kely atohy eo aorian'ny fototeny: Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin'ny iharana, toy ny hoe: laza - lazaina. - t.i.f : Tovanana, atovana, voatovana, tinovana f manovana, fanovana, mpanovana / anovanana, fanovanana 1 mitovana, fitovana 1 mahatovana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel