Dikan'ny teny : tovo

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin'ny teny hoe lahy na eau y: (touolahy, tovouauy, jar. ireo teny ireo). - t.i.f: Mitovo, fitovo, mpitovo / itovoana, fitovoana / mahatovo. - F.-p.: Tovom-bositra: omby vositra mbola tanora. / Tovon'antitra: ilazana ny olona miditra eo amin'ny fahalehibeazana ara-taona, nefa mbola mavitribitrika, / Tovon-dahiny: enti-milaza ny tovolahy miandoha ho olon-dehibe. / Touon-jaza: ny zaza mitehina eo amin' ny hatanorana. f Tovon'olona: zatovo lahy na vavy. f Tokan-touo: hazo mitsoroaka lava tsy misy sampantsampana hafa. ,t Ohab.: Mpitovo mananatra ny manana: enti-milaza ny tanora tia manorotoro hevitra, ka izy tsy mbola nitondra tokantrano indray no mba mananatranatra ny efa manambady. Ahitsio
2 a.: Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin'ny toerana ha-fa. - t.i.f.: Tovozina, atovo, voatovo, tinovo / manovo, fanovo, mpanovo / anovozana, fanovozana / mahatovo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel