Dikan'ny teny : tovona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy. + Kian-teny kely fanao eo alohan'ny fototeny: Ny touona "man" dia matetika midika hoe manao. - t.i.f.: Tovonana, atovona, voatovona / manovona, fanovona, mpanovona / anovonana, fanovonana / mitovona, fitovona / mahatovona / tovontovona. ΒΆ M.h. na misy hevitra ifandraisany: Tovona, tovana, tozana, fanampy, tamby, sanda. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel