Dikan'ny teny : tovovavy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vehivavy tsy mbola manambady, nefs ny heviny andavanandro dia vehivavy mbola tanora fotsiny, na mbola tsy manambady na efa manambady: Amin'izay ny tououavy rehetra mitady zaza dia efa miuory manodidina ny sahafa miandry baiko mba hifarombaka izay ho azony. (Ala volon-jaza) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel