Dikan'ny teny : toy

Hampiditra dikany vaovao
1 ppk.: Teny enti-milaza: a) Fifanahafana, fifandraikana: Toy ny rainy navela teo ity zaza ity. ¶ M,h.: Tahaka ny; b) Fitoviana ara-panoharana: Mivadibadika toy ny lela may. / Mikiakiaka toy ny adala. • Mody: Manao toy ny mitomany, (Marihina fa raha milaza fifanahafana na fifandraikana ny "toy ny", ny "toa" kosa milaza fitoviam-bldy, lanja, jer. Toa). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel