Dikan'ny teny : tozo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Faharetana amin'ny asa na dia eo aza ny hasasarana, aretina, sampontsampona isan-karazany. - t.i.f.: Tozoina, voatozo, tinozo, tafatozo J mitozo, fitozo, mpitozo / itozoana, fitozoana / mahatozo / tozotozo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel