Dikan'ny teny : trabaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandentehana zava-maranitra lalina ao anaty nofo na zavatra malemy ha-fa; fanindronana higorobaka. - t.i.f.: Trabahana, trabarana, atrabaka, voatrabaka, tafatrabaka / manatrabaka, fanatrabaka, mpanatrabaka / anatrabahana, fanatrabahana, fanatrabarana / mitrabaka, fitrabaka / itrabahana / mahatrabaka / trabatrabaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel