Dikan'ny teny : trafana

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Trafantrafana a.: Fihetsika mahery setra misy hatezerana; fitroatroarana; trifana. i t. f.: Trafantrafanina, atrafantrafana, voatrafana, tafatrafana / manatrafana, fanatrafana, mpanatrafana / anatrafantrafanana, fanatrafantrafanana / mitraf ana, fitrafana, mpitrafana / itrafantrafanana, fitrafantrafanana / m ah atraf ana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel